Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Feb.
“Ankasitrahantsika ny dokotera mihevitra izay manjo antsika, rehefa tsy salama isika. Heverinao ve anefa fa mba maro ny marary mihevitra izay manjo ny dokoterany? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity amin’ny an-tsipiriany ny olana atrehin’ny dokotera sy ny hoavin’ny fitsaboana.” Vakio ny Isaia 33:24.