FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/04 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
km 7/04 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Jolay sy Aogositra: Iray amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Inona no Mitranga Amintsika Rehefa Maty Isika?, Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Ny Vavolombelon’i Jehovah—Iza moa Izy Ireo? Inona no Inoany?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Septambra: Manontany ny Tanora—Valiny Mandaitra. Azo atolotra koa ny boky Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana.

◼ Manomboka amin’ny Septambra, ny mpiandraikitra ny faritra dia hanao ilay lahateny ho an’ny besinimaro hoe “Mila Finoana sy Herim-po Isika mba Hiatrehana ny Hoavy.”

◼ Tadidio fa zava-dehibe ny mandray an-tsoratra fohy, rehefa manatrika ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra “Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra.” Hanampy anao izany handray anjara amin’ny famerenana am-bava, izay hatao amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana amin’ny hoavy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara