Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Jolay
“Ho an’ny olona maro dia mahafinaritra nefa sarotra ny fotoana maha zatovo. Tsy manaiky izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Miresaka momba ny fiovana andalovan’ny zatovo ity gazety ity. Misy torohevitra mahasoa koa ato, mba hanampiana azy ireo handray soa be indrindra avy amin’ny fahatanorany.” Vakio ny Mpitoriteny 12:1.