Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Mey
“Maro no tsy manana fanantenana ankehitriny. Mahatsapa toy izany koa ve ianao indraindray? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Romanina 15:4.] Miaiky ny ankamaroan’ny olona fa tena ilaina ny manana fanantenana. Miresaka antony hananana fanantenana ny Baiboly, ary aseho ato amin’ity Mifohaza! ity ny fito amin’izany. Ho tianao ve ny hamaky azy ireo?”