Fomba Fanolorana Gazety
Mifohaza! 8 Mar.
“Be atao ny olona ankehitriny, ka mila miala sasatra bebe kokoa. Efa maherin’ny 3 000 taona lasa izay no nanoratana an’ireto teny ireto. [Vakio ny Mpitoriteny 4:6.] Tsy hitanao hoe mbola marina ve ireo teny ireo? [Avelao izy hamaly.] Miresaka ny fomba hamantarana ny tsy fahampian-torimaso sy ny fomba hiatrehana izany ity Mifohaza! ity.”