FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/03 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
km 12/03 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Des. 

“Misy olona tsy mino an’Andriamanitra intsony ankehitriny, satria tsy mahazo valiny mahafa-po amin’ireto fanontaniana mahavery hevitra azy ireto. [Miresaha ohatra iray avy ao amin’ilay efajoro eo amin’ny pejy 6.] Resahina ato amin’ity gazety ity, izay tokony hataontsika mba hananantsika ny tena finoana an’Andriamanitra.” Vakio ny Filipianina 1:9.

Mifohaza! 8 Des.

“Heverinao ve fa hiaina amin’ny toe-piainana toy izay voalaza eto ny olona, indray andro any? [Vakio ny Isaia 14:7. Avelao izy hamaly.] Andraisantsika soa ireo fanazavana tsara omen’ity gazety ity, eo am-piandrasantsika ny fahatanterahan’ny fampanantenan’Andriamanitra.” Asongadino ilay lahatsoratra hoe “Ahoana no Anoheranao ny Fanirian-dratsy?”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara