FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/03 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
km 7/03 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jolay

“Anisan’ny zavatra tena ilaintsika izany hoe tia olona sy tiavina izany. [Vakio ny fanazavana ny sary eo amin’ny pejy faha-4.] Voamarikao ve anefa fa matetika zavatra hafa no omena ny toerana voalohany eo amin’ny fiaraha-monina misy antsika? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ity gazety ity ny atao hoe fitiavana marina sy ny fomba hananana azy io.” Vakio ny 1 Korintiana 13:2.

Mifohaza! 8 Jolay

“Olona maro no manahy ny amin’ny tontolo iainana. Heverinao ve, ohatra, fa azo atao ny mitsimbina ny ala? [Avelao izy hamaly.] Manazava ny ezaka atao mba hamonjena ny alan’ny tany mafana ity gazety ity. Resahiny ao koa ny fomba hanatanterahana ity fampanantenana kanto avy amin’Andriamanitra ity.” Vakio ny Isaia 11:9.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara