FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/03 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2003
km 5/03 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

“Misy fanontaniana tsy voavalin’olombelona. Jereo ange, ohatra, ity e! [Vakio ny Joba 21:7.] Efa mba nisy zavatra tianao hanontaniana an’Andriamanitra ve? [Avelao izy hamaly.] Hazavain’ity gazety ity, ny fomba nahazoan’ny olona maro eran-tany valiny mahafa-po, amin’ireo fanontaniana lalina momba ny fiainana.”

Mifohaza! 8 Mey

“Maro amintsika no mahafantatra olona voan’ny diabeta. Fantatrao tsara ve io aretina io? [Asehoy ny fonon’ilay gazety ary avelao izy hamaly.] Manazava momba ny mahatonga ny diabeta sy ny fitsaboana azy io, ity gazety ity. Resahina ato koa ny fampanantenana omen’ny Baiboly, momba ny tsy hisian’ny aretina intsony.” Vakio ny Isaia 33:24 ho famaranana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara