FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/02 p. 7
  • Fanampiana An’ireo Manao Lahateny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanampiana An’ireo Manao Lahateny
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 11/02 p. 7

Fanampiana An’ireo Manao Lahateny

Omenay anareo eto ny lisitry ny fanafohezana ireo anaran’ny boky ao amin’ny Baiboly, hita ao amin’ireo drafitry ny lahateny. Tokony hanana azy ireo ny rahalahy rehetra, rehefa manomana lahateny. Ho fantany sy ho hitany mora foana ireo andinin-teny voatonona, noho io lisitra io.

Genesisy Ge

Eksodosy Ek

Levitikosy Le

Nomery No

Deoteronomia De

Josoa Js

Mpitsara Mps

Rota Rt

1 Samoela 1Sa

2 Samoela 2Sa

1 Mpanjaka 1Mp

2 Mpanjaka 2Mp

1 Tantara 1Ta

2 Tantara 2Ta

Ezra Ezr

Nehemia Ne

Estera Es

Joba Jb

Salamo Sl

Ohabolana Oh

Mpitoriteny Mpi

Tonon-kiran’i Solomona To

Isaia Is

Jeremia Je

Fitomaniana Ft

Ezekiela Ezk

Daniela Da

Hosea Ho

Joela Jl

Amosa Am

Obadia Ob

Jona Jo

Mika Mi

Nahoma Na

Habakoka Ha

Zefania Ze

Hagay Hg

Zakaria Za

Malakia Ml

Matio Mt

Marka Mr

Lioka Lk

Jaona Jn

Asan’ny Apostoly As

Romana Ro

1 Korintiana 1Ko

2 Korintiana 2Ko

Galatiana Ga

Efesiana Ef

Filipiana Fi

Kolosiana Kl

1 Tesaloniana 1Te

2 Tesaloniana 2Te

1 Timoty 1Ti

2 Timoty 2Ti

Titosy Tit

Filemona Flm

Hebreo He

Jakoba Jk

1 Petera 1Pe

2 Petera 2Pe

1 Jaona 1Jn

2 Jaona 2Jn

3 Jaona 3Jn

Joda Jd

Apokalypsy Ap

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara