FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/02 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 3/02 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mar.

“Manahy ny amin’ny hoavy ny ankamaroantsika, noho ireo zava-mitranga ankehitriny. Nolazain’i Jesosy tao amin’ny vavaka malaza iray ny antony ahafahantsika manantena hoavy sambatra. [Vakio ny Matio 6:9, 10.] Mbola averin’ny olona ankehitriny ireo hadisoana natao taloha ela be. Nanana hoavy sambatra anefa ireo nanompo an’Andriamanitra tamin’izany andro izany. Asehon’ity gazety ity fa afaka manana hoavy sambatra toa azy ireo koa ianao.”

Mifohaza! 8 Mar.

“Antitranterin’ny Baiboly fa zava-dehibe ny fampianarana tsara. [Vakio ny Ohabolana 2:10, 11.] Tsapan’ny ankamaroantsika fa tena mila mpampianatra mahay ny ankizy. Asongadin’ity Mifohaza! ity ny andraikitra lehibe tanan’ny mpampianatra, ny fomba ahafahantsika mankasitraka ny sorona ataon’izy ireo, ary izay azon’ny ray aman-dreny atao mba hanampiana azy ireo amin’io asa sarotra io.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara