Vaovao Farany
◼ Nisy antoko-mpitory iray antsoina hoe Sambava Antsirabe Nord niforona tamin’ny Septambra. Misy 32 izao ny fitambaran’isan’ny antoko-mpitory.
◼ Nisy fiangonana vaovao iray antsoina hoe Antsirabe Tsarasaotra koa niforona tamin’ny Oktobra. Miisa 267 izao ny fiangonana eto amintsika.
◼ Nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 11 620 isika tamin’ny Aogositra. Mampiseho fitomboana 8 isan-jato izany, raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa.