FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/02 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 2/02 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Feb.

“Tena mampanahy ny olona ny fandotoana ny tontolo iainana. Efa noeritreretinao ve anefa fa mety haloto koa ny saina? [Avelao izy hamaly.] Manantitrantitra ny maha zava-dehibe ny fahadiovana ara-batana sy ara-panahy ny Baiboly. [Vakio ny 2 Korintiana 7:1.] Mino aho fa tena hanampy sady hahasoa anao ity fanazavana ity.”

Mifohaza! 8 Feb.

“Hitanao angamba fa faly erỳ ny olon-droa raha vao mivady, kanefa mpivady maro no misaraka. Tiako hapetraka aminao ity gazety Mifohaza! ity, satria miresaka izay lazain’ny Baiboly mahakasika ny fomba hampaharitra sy hahasambatra ny fanambadiana.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara