FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/01 p. 7
  • Vaovao Farany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Farany
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
km 9/01 p. 7

Vaovao Farany

◼ Faly izahay milaza fa nisy tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory tratra tamin’ny May. Izany no tampon’isa fahadimy nisesy azontsika. Misy 11 569 izao ny isan’ny mpitory. Mampahery indrindra koa ny isan’ireo fampianarana Baiboly tarihina, izay misy 27 380 izao.

◼ Nisy fiangonana vaovao, dia Itaosy Avaratra, niforona teto Antananarivo, tamin’ny May. Nisy fiangonana roa niforona koa tany Antsirabe tamin’ny Jona, dia Antsirabe Ampiaviana sy Antsirabe Kianjasoa.

◼ Nisy antoko-mpitory vaovao niforona koa tany Ivohibe tamin’ny May, ary tany Antalaviana tamin’ny Jona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara