FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/01 p. 7
  • Vaovao Farany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Farany
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
km 6/01 p. 7

Vaovao Farany

◼ Nisy kongregasiona vaovao telo niforona tamin’ny 1 Martsa 2001: Antsirabe Ambohimena, Antananarivo Ankorondrano, Antananarivo Ankadikely. Misy kongregasiona 252 sy antoko-mpitory 32 izao eto amintsika.

◼ Nahatratra 11 278 ny tampon’isa ambony indrindran’ny mpitory, tamin’ny Janoary 2001. Izany dia fitomboana 5 isan-jato, raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny herintaona. Ny tampon’isa talohan’izay dia tamin’ny Aprily 2000, izay nisy mpitory 11 186.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara