FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/07 p. 6
  • Valin’ireo Fanontanianareo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Valin’ireo Fanontanianareo
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
km 12/07 p. 6

Valin’ireo Fanontanianareo

◼ Iza no tokony hahazo karatry fivoriamben’ny vondrom-paritra?

Tena manampy mba hamantarana ireo rahalahintsika sy hampahafantarana ny fivoriambe ny karatry ny fivoriambe. Kanefa, tsy tokony hozarazaraina befahatany izy ireny. Mampahafantatra ilay mpitondra azy ho olona tsara laza eo anivon’ny fiangonanan’ny Vavolombelon’i Jehovah iray izy io.

Misy toerana ho an’ny anaran’ilay olona sy ny anaran’ny fiangonana ilay karatra. Noho izany, dia tsy maintsy ho efa mifanerasera amin’ilay fiangonana voasoratra eo ilay olona. Handefa karatry ny fivoriambe ho an’ny fiangonana tsirairay ny biraon’ny sampana. Hety ny hanomezana karatry ny fivoriambe ny mpitory rehetra, na vita batisa izy na tsia. Afa-tsy izany koa, dia azo omena iray ny ankizy sy ny hafa izay manatrika tsy tapaka ny fivorian’ny fiangonana ary manao fandrosoana mba handray anjara eo amin’ny fanompoana eny amin’ny saha. Tsy hety ny hanomezana karatry ny fivoriambe, an’ireo voaroaka.

Rehefa tonga ny karatry ny fivoriambe, dia tokony hataon’ireo anti-panahy izay hanarahana ireo toro lalana momba ny fizarana azy ireo.

[Teny notsongaina, pejy 6]

[Avy amin’ny km 4/00, p. 7]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara