FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/95 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
km 11/95 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra vita an-tsoratra hampiasaina mandritra ny Novambra: Fanolorana ny boky Manontany ny Tanora. Desambra: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Hanaovana ezaka manokana ny fanolokoloana ny fahalianan’izay rehetra nametrahana azy io, ho fikendrena ny hanomboka fampianarana Baiboly any an-tokantrano. Janoary: Fanolorana ny boky Lehilahy Niavaka. Febroary: Ny Fanambarana — Akaiky ny Fiafarany Malaza! FANAMARIHANA: Ireo kongregasiona izay mbola tsy nanafatra ireo zavatra hatolotra eny amin’ny saha fanompoana voalaza eo ambony dia tokony hanao izany amin’ny Taratasy Fanafarana Zavatra Vita An-tsoratra (S-14) halefany manaraka.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara