FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 4/93 p. 5
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 4/93 p. 5

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Aprily sy May: Famandrihana amin’ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana, ary koa na iza na iza amin’ireo bokikely (afa-tsy ny bokikely Sekoly). Ny saran’ny famandrihana herintaona amin’ny sambo dia 5 000 FMG (2 500 FMG no haloan’ny mpisava lalana). Jona: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany, amin’ny sarany 3 000 FMG (2 000 FMG ho an’ny mpisava lalana). Jolay: Na iza na iza amin’ireto bokikely manaraka ireto dia azo ampiasaina: “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay!, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, na Tokony Hino ny Trinite ve Ianao?, amin’ny sarany 300 FMG (200 FMG ho an’ny mpisava lalana). FANAMARIHANA: Ireo kongregasiona hila ireo zavatra hatolotra eny amin’ny asa fanompoana voatonona eo ambony ireo, dia tokony hangataka azy ireo amin’ny Taratasy Fanafarana Zavatra Vita An-tsoratra (S-AB-14) halefany amin’ny volana manaraka.

◼ Fanitsiana: Tilikambo 1/12/92 p. 13 fanontaniana amin’ny § 3, ovana ho: Iza moa ilay iraka nanomana ny lalana teo anoloan’i Jehovah a) tamin’ny taonjato voalohany? b) talohan’ny ady lehibe voalohany?

Tilikambo 1/12/92 p. 14 § 9 andl. faha-8, esory ny hoe “67”.

Lehilahy Niavaka toko 44 § 44 andl. faha-2: ny hoe “ambonin’ny” dia ovana ho “ambanin’ny”.

Araka ny fanazavana farany azo avy tamin’ny Fitambara-mpitantana, ny hoe “Fitambaran’ireo Firenena Lazaina fa Kristiana” dia tokony ho “Tontolon’ireo Fivavahana Lazaina fa Kristiana”, ka io no hampiasaintsika manomboka izao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara