Vaovao Teokratika
Liban: Nisy 2 919 ny totalin’isan’ireo mpitory namerina filazana asa, ka izany dia fitomboana 9 isan-jato amin’ny antsalan’isa tamin’ny herintaona.
Polonina: Tratra ny fitomboana 6 isan-jato tamin’ny isan’ny mpitory tamin’ny Febroary, satria nisy 105 226 ireo namerina filazana asa. Tafakatra ho 76 919 ny isan’ireo fampianarana Baiboly 71 686 tao anatin’ny herintaona.