FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/90 p. 2
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 11/90 p. 2

Fampandrenesana

* Zavatra atolotra amin’ny novambra 1990: Ny boky Fiadanana sy Filaminana amin’ny sarany 300 FMG na ny boky Tsy mahay mandainga na ny boky amin’ny fiteny frantsay sahala amin’ny “Les nations sauront” na ny boky “Babylone la Grande” amin’ny sarany 450 FMG.

* Zavatra atolotra amin’ny desambra 1990: Ny boky Hiaina mandrakizay na ny Bokiko amin’ny sarany 2.400 FMG.

* Hatao ny asabotsy faha-30 martsa 1991, aorian’ny filentehan’ny masoandro ny Fahatsiarovana. Raha toa ka ampiasain’ny kongregasiona maromaro ny Efitrano Fanjakana, dia azo atao, raha ilaina izany, ny manomboka ny lahateny voalohany alohan’ny filentehan’ny masoandro; na dia izany aza, ireo marika dia tsy tokony haroso alohan’ny filentehan’ny masoandro.

* Iangaviana ny kongregasiona rehetra mba samy hamerina ny rapaorony ara-potoana aty amin’ny Sampana.

* Tahiry ao amin’ny Sampana: Hiaina mandrakizay (Velarana kely); Mifalia amin’ny fiainana eto an-tany mandrakizay; Ny Anaran’Andriamanitra izay haharitra mandrakizay; Annuaire 1990; La Révélation le grand dénouement est proche;

* Rehefa misy manao fanavaozana famandrihana dia aza hadinoana ny manety ny adiresy izay hita eo amin’ny fonon’ny gazety ary hametaka izany eo amin’ny taratasy fanaovana famandrihana. Raha ny taratasy fanavaozana famandrihana na avy aty amin’ny Fikambanana no hampiasainao dia tsy mila mametaka intsony eo amin’ny taratasy ny adiresy izay hetezana eo amin’ny fonon’ny gazety.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara