FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/90 p. 2
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 10/90 p. 2

Fampandrenesana

* Zavatra atolotra amin’ny oktobra 1990: Famandrihana amin’ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana na La Tour de Garde na Réveillez-vous! amin’ny sarany 11.000 FMG ny herintaona. Ny famandrihana enim-bolana dia 5.500 FMG. Azo atao koa ny manao famandrihana amin’ireo gazety roa miaraka.

* Zavatra atolotra amin’ny novambra 1990: Ny boky Fiadanana sy Filaminana amin’ny sarany 300 FMG na ny boky Tsy mahay mandainga na ny boky amin’ny fiteny frantsay sahala amin’ny “Les nations sauront” na ny boky “Babylone la Grande” amin’ny sarany 450 FMG

* Tahiry ao amin’ny Sampana: Hiaina mandrakizay velarana kely (Petit format)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara