FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/90 p. 4
  • Vaovao teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 7/90 p. 4

Vaovao teokratika

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany izay natao tany Antsiranana tamin’ny 19 sy 20 may 1990 dia nahitana mpanatrika 295 ary 3 no natao batisa.

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany II F izay natao teto Antananarivo tamin’ny 1é sy 13 May 1990 dia nahitana mpanatrika 819 ary 10 no natao batisa.

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany izay natao tany Miarinarivo tamin’ny 26 sy 27 may 1990 dia nahitana mpanatrika 100.

* Bénin: Ny 23 janoary 1990, ny fitondram-panjakana dia nanaisotra tamin’ny fomba ofisialy ny fandrarana izay nitambesatra tamin’ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah tany amin’io tany io. Tamin’ny 28 janoary, ireo rahalahintsika dia nahita fifaliana noho ny fahafahana nanao fivoriana manokana izay natao tany Cotonou, ary amin’izao fotoana izao dia tsy handriny ny hampitomboana ny asany teokratika.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara