Gazety Fianarana
NOVAMBRA 2019
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 30 DESAMBRA 2019–2 FEBROARY 2020
© 2019 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Niditra tao amin’ny Masina Indrindra ny mpisoronabe teo amin’ny Israelita, tamin’ny Andro Fandrakofam-pahotana. Nitondra emboka manitra sy vainafo izy, dia lasa manitra be ilay efitra manontolo. Niverina tao amin’ny Masina Indrindra izy taorian’izay, dia nitondra ny ra avy tamin’ireo fanatitra noho ny ota (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 47, fehintsoratra 4)