Gazety Fianarana
SEPTAMBRA 2017
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 23 OKTOBRA–26 NOVAMBRA 2017
© 2017 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
SALVADAORO
Mpivady roa, manao fampirantiana eo anoloan’ny fivarotana anisan’ny lehibe indrindra any San Salvador
MPITORY
41 084
MPIANATRA BAIBOLY
42 813
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2016)
92 606
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.jw.org/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.