Loha Hevitra Ato Anatiny
3-9 APRILY 2017
3 Ho Tanteraka ny Fikasan’i Jehovah!
10-16 APRILY 2017
8 “Fanomezana Tonga Lafatra” avy any Amin’ny Ray ny Vidim-panavotana
Mila mino ny vidim-panavotana isika rehetra. Noho izy io, dia ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah ho an’ny olombelona. Horesahina ao amin’ireo lahatsoratra ireo hoe nahoana no ilaina io sorona io, inona no vokatr’izy io, ary ahoana no ampisehoantsika fa ankasitrahantsika io fanomezana sarobidy avy amin’i Jehovah io.
13 Tantaram-piainana—Naneho Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoa Taminay Foana i Jehovah
17-23 APRILY 2017
18 Mitarika ny Vahoakany i Jehovah
24-30 APRILY 2017
23 Iza no Mitarika ny Vahoakan’Andriamanitra Ankehitriny?
Nanendry lehilahy hitarika ny vahoakany foana i Jehovah hatramin’izay. Inona no porofo fa nanampy an’ireny lehilahy ireny izy? Ary inona no porofo fa manampy ny mpanompo mendri-pitokisana sy malina izy izao? Misy porofo telo horesahin’ireo lahatsoratra ireo, hanampy antsika hahita hoe iza no solontenan’Andriamanitra.