Loha Hevitra ato Anatiny
24-30 OKTOBRA 2016
31 OKTOBRA–6 NOVAMBRA 2016
8 Miady Mafy Foana ve Ianao mba Hotahin’i Jehovah?
Mety hiady saina be isika rehefa miatrika olana, ka hanjary hiraviravy tanana. Resahin’io lahatsoratra io anefa fa mahery ny tanan’i Jehovah, ka vitany ny manampy antsika hiaritra sy ho be herim-po. Ho hitanao ao koa fa azo atao ny miady mafy mba hahazoana ny fitahian’i Jehovah.
14 Niaro ny Vaovao Tsara teo Anatrehan’ny Manam-pahefana Izy
7-13 NOVAMBRA 2016
17 Manome Voninahitra An’Andriamanitra ve ny Fiakanjonao?
Miezaka manaraka ny toro lalan’ny Baiboly ny mpanompon’i Jehovah eran-tany, ka manao akanjo madio sy milamina sady tsy manafintohina olona. Inona no azonao atao mba hanome voninahitra an’Andriamanitra ny fomba fitafinao?
22 Mahasoa ny Manaraka ny Tari-dalan’i Jehovah
14-20 NOVAMBRA 2016
23 Ry Tanora, Hatanjaho ny Finoanareo
21-27 NOVAMBRA 2016
28 Ampio Hanana Finoana ny Zanakao
Ho hitantsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo hoe inona no tokony hataon’ny tanora, mba hahaizany misaina tsara ka hanatanjaka ny finoany sy hiaro azy io. Resahina ao koa ny zavatra azon’ny ray aman-dreny atao, mba hanampiana ny zanany hino kokoa an’Andriamanitra sy ny Teniny.