Loha Hevitra ato Anatiny
1-7 AOGOSITRA
6 Faly ve Ianao fa Mamolavola Anao i Jehovah?
8-14 AOGOSITRA
11 Avelanao Hamolavola Anao ve i Jehovah?
Mikaly ny asany ny mpanefy tanimanga. Ary i Jehovah, ilay ‘Mpanefy antsika’? Inona no tokony hataontsika mba ho mora volavolainy isika? Ho hitantsika ao amin’ireo lahatsoratra ireo izany.
15-21 AOGOSITRA
18 “I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah Iray Ihany”
Inona no dikan’ny hoe “iray ihany” i Jehovah? Inona no vokatr’izany eo amin’ny fifandraisantsika aminy sy amin’ny mpiara-manompo? Samy hafa fiaviana sy kolontsaina isika, ka mila mamantatra izay takin’i Jehovah raha tiantsika ny hanompo azy irery.
22-28 AOGOSITRA
23 Aza Mivadika Mihitsy na dia Manao Fahadisoana Aza ny Hafa
Manao fahadisoana daholo isika ka mety hampalahelo ny hafa. Inona ny tantara ao amin’ny Baiboly afaka manampy antsika raha nisy olona niteny na nanao zavatra nampalahelo antsika?