Loha Hevitra Ato Anatiny
3 Toy ny Ando ve ny Hafatra Torinao?
HERINANDRON’NY: 30 MEY 2016–5 JONA 2016
5 Tian’i Jehovah ny Olona Manana Finoana
Ho hitantsika ao hoe nahoana i Jefta sy ny zanany vavy no nanaraka foana ny toro lalan’i Jehovah, na dia tsy mora aza ny nanao izany. Ho hitantsika ao koa hoe nahoana no tsy matiantoka isika raha miezaka ny hahazo sitraka amin’i Jehovah.
10 Zavatra Tsara Foana ve no Saintsaininao?
HERINANDRON’NY: 6-12 JONA 2016
13 ‘Avelao Hamita ny Asany ny Fiaretana’
Mila miaritra hatramin’ny farany isika raha te hiaina mandrakizay. Hiresaka zavatra efatra hanampy antsika hiaritra io lahatsoratra io. Misy modely azontsika tahafina koa ao. Ho hitantsika ao koa ny dikan’ny hoe ‘avelao hamita ny asany ny fiaretana.’
HERINANDRON’NY: 13-19 JONA 2016
18 Nahoana Isika no Tokony Hivory?
Samy miatrika olana daholo ny Kristianina, ka mila tsy ho afaka hivory indraindray. Hanampy antsika handresy azy ireny io lahatsoratra io. Horesahina ao hoe inona no soa horaisintsika raha mivory isika, ary inona no ho vokatr’izany amin’ny hafa sy amin’i Jehovah.
23 Tantaram-piainana Masera Lasa Nahalala An’Andriamanitra
HERINANDRON’NY: 20-26 JONA 2016
27 Aza Manohana An’ity Tontolo ity Mihitsy!
Kely sisa dia ho foana ny fitondran’olombelona, ary efa ampoizintsika fa hoteren’izy ireo hanohana azy isika. Hiresaka zavatra efatra hanampy antsika tsy hanaiky lembenana mihitsy io lahatsoratra io.