Loha Hevitra ato Anatiny
1 Martsa 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.
MATOAN-DAHATSORATRA
Nahavita Be Taminao Andriamanitra
PEJY 3-6
Nahavita Be Taminao Andriamanitra 3
Aza Hadinoina Ilay Fotoan-dehibe! 6
HO HITANAO ATO KOA
Mahery Aho na dia Malemy Aza 7
Vahaolana ve ny Firaisam-pinoana? 10
Ny Tantaran’ny Baiboly Tany Espaina Fahiny 12
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly 16
AO AMIN’NY INTERNET | www.jw.org/mg
FANONTANIANA ARA-BAIBOLY EFA VOAVALY: Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Paka?
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY)