Pejy Roa Amby Telopolo
Inona no soa ho azon’ny ankizy raha ampianarina momba an’Andriamanitra izy ireo?
JEREO NY PEJY 4-6.
Inona no azon’ny mpivady atao mba hahatonga azy ireo hifanaja kokoa?
JEREO NY PEJY 11-12.
Nahoana no be dia be ny fivavahana milaza azy ho Kristianina?
JEREO NY PEJY 16.
Inona no nanampy ny vehivavy iray hanadino ny fijaliany tamin’ny mbola kely ka hifandray tsara amin’Andriamanitra?
JEREO NY PEJY 20-21.
I Petera ve no papa voalohany?
JEREO NY PEJY 24-25.