FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w09 1/12 p. 32
  • Pejy Roa Amby Telopolo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Roa Amby Telopolo
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
w09 1/12 p. 32

Pejy Roa Amby Telopolo

◼ Te hahita vahaolana amin’ny olana fahita eran-tany ve ianao? Jereo ny pejy 5.

◼ Mitantara ny fomba nizakany izay nanjo azy, ireo tsy maty fo aman’aina tamin’ilay tifitra variraraka tao amin’ny sekoly iray tany Winnenden, any Alemaina. Jereo ny pejy 9.

◼ Iza ilay Heroda Mpanjaka nitady hamono an’i Jesosy zazakely? Jereo ny pejy 13.

◼ Inona no fantatrao momba ny Taom-baovao Sinoa? Jereo ny pejy 20.

◼ Diniho ny fiainan’i Davida Mpanjaka, mba hahafantarana momba ny mozika tamin’ny andron’ny Baiboly. Jereo ny pejy 26.

◼ Tena nisy mpanjaka na olon-kendry telo ve tonga niankohoka tamin’i Jesosy, tamin’izy tao amin’ny fihinanam-bilona? Jereo ny pejy 31.

[Sary nahazoan-dalana, pejy 32]

Ankizy mosarena: WHO/OXFAM

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara