Pejy Roa Amby Telopolo
◼ Lalana samihafa ahafahana manatona an’Andriamanitra ve ny fivavahana rehetra? Jereo ny pejy 3.
◼ Inona no lazain’ny Baiboly momba ny fisaraham-panambadiana? Jereo ny pejy 5.
◼ Tokony hidikiditra amin’ny politika ve ny fivavahana? Jereo ny pejy 7-8.
◼ Inona no hanampy ny mpivady hifanara-kevitra amin’ny fomba hampiasany ny volany? Jereo ny pejy 11-12.
◼ Mankany an-danitra daholo ve ny tsara fanahy? Jereo ny pejy 22-23.
◼ Ahoana no ahazoan’ny Vavolombelon’i Jehovah vola hanaovany ny asa fitoriana maneran-tany? Jereo ny pejy 30.