Pejy Roa Amby Telopolo
◼ Inona no tokony hataonao mba ho azonao izay lazain’ny Baiboly? Jereo ny pejy 6-8.
◼ Afaka ny hiadan-tsaina ve ianao eto amin’ity tontolo mikorontana ity? Jereo ny pejy 10-12.
◼ Hitan’izy ireo ve ilay sambofiaran’i Noa? Jereo ny pejy 13-14.
◼ Iza moa i Abigaila? Ary inona no azontsika ianarana avy amin’ny finoana nananany? Jereo ny pejy 18-21.
◼ Eken’Andriamanitra ve ny fananana vady maro? Jereo ny pejy 30.