Pejy Roa Amby Telopolo
◼Efa voalazan’ny Baiboly ve ny olana hitantsika ankehitriny? Jereo ny pejy 6.
◼ Afaka manahaka an’Andriamanitra ve isika? Ahoana no hanaovana izany? Jereo ny pejy 15.
◼ Inona no ilain’ny ankizy avy amin’ny rainy? Jereo ny pejy 18.
◼ Inona no azontsika ianarana avy amin’i Maria, tamin’izy niteraka an’i Jesosy? Jereo ny pejy 22.
◼ Nahoana i Adama no nanota nefa lavorary? Jereo ny pejy 27.