FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w08 1/5 p. 32
  • Pejy Roa Amby Telopolo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Roa Amby Telopolo
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
w08 1/5 p. 32

Pejy Roa Amby Telopolo

◼ Raha mandinika ny fomba namoronana ny kintana ianao, inona no mety ho vokatr’izany eo aminao? Jereo ny pejy 7.

◼ Inona no ianaranao momba an’Andriamanitra rehefa mandinika ny fitiavan’ny reny ny zanany kely ianao? Jereo ny pejy 9.

◼ Nahoana no tokony hifampihaino ny mpivady, ary handinika ny hevitry ny andaniny avy? Jereo ny pejy 11.

◼ Inona ny Fanjakan’Andriamanitra, ary inona no hotanterahin’izy io eto an-tany? Jereo ny pejy 16.

◼ Inona no zavatra sasany tena ilain’ny marary efa ho faty? Jereo ny pejy 28.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara