FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w07 1/3 p. 32
  • Fotoan-dehibe Tokony Hotsarovana!

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fotoan-dehibe Tokony Hotsarovana!
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2007
w07 1/3 p. 32

Fotoan-dehibe Tokony Hotsarovana!

Alatsinainy 2 Aprily

Notoloran’i Jesosy mofo tsy nisy lalivay sy kaopy nisy divay ny apostoliny, ny 14 Nisana taona 33. Izao no toromarika nomeny: “Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”—Lioka 22:19.

Mivory indray mandeha isan-taona àry ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany, mba hahatsiaro ny nahafatesan’i Jesosy, araka ny nandidiany tamin’ilay alina nilazany an’ireo teny ireo. Hanomboka ny alatsinainy 2 Aprily, aorian’ny filentehan’ny masoandro ny 14 Nisana amin’ity taona ity. Asaina amim-pitiavana ianao, mba hiaraka aminay amin’io harivan’ny fahatsiarovana io. Mba anontanio ny Vavolombelon’i Jehovah eo amin’ny misy anao ny toerana sy ny ora marina hanaovana azy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara