FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w99 15/3 p. 32
  • Andro Iray Tokony Hotsarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Andro Iray Tokony Hotsarovana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
w99 15/3 p. 32

Andro Iray Tokony Hotsarovana

Tamin’ilay takariva nialoha ny hahafatesany, dia nampandalovin’i Jesosy teo amin’ireo apostoliny ny mofo tsy nisy lalivay sy ny kaopy nisy divay, ary nasainy nihinana sy nisotro izy ireo. Hoy koa izy tamin’izy ireo: “Izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy.” — Lioka 22:19.

Amin’ity taona ity, dia mifanitsy amin’ny alakamisy 1 Aprily, aorian’ny filentehan’ny masoandro, ny fitsingerenan’io fisehoan-javatra io. Amin’io alina manokana io, dia hivory ny Vavolombelon’i Jehovah manerana ny tany, mba hitandrina io Fahatsiarovana io, araka ilay fomba nandidian’i Jesosy azy. Asaina amim-pitiavana ianao mba hiaraka aminay. Anontanio, aza fady, ny Vavolombelon’i Jehovah eo amin’ny misy anao, mba hahafantarana ny ora sy ny toerana marina hanaovana io fivoriana manokana io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara