FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w91 15/7 p. 32
  • Hanaiky fitsidihana ve ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hanaiky fitsidihana ve ianao?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
w91 15/7 p. 32

Hanaiky fitsidihana ve ianao?

Ho tian’ny iray amin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny hitsidika anao ary hanampy anao hampitombo ny fahalalanao an’Andriamanitra sy ny Fanjakany ary ny fikasany, araka ny voasoratra ao amin’ny Baiboly. Mino marina izahay fa hanampy anao io fanambarana io, satria izany dia hanome anao valiny azo antoka ny amin’ireo zava-manahirana izay atrehintsika rehetra ankehitriny. Ny Vavolombelon’i Jehovah dia manome, manokana na miaraka, fampianarana ny Baiboly maimaimpoana.

Raha tianao àry ny hitsidihan’ny olona ampy fahaizana anao any an-tranonao, na any an-toeran-kafa mety aminao, dia ho faly handamina izany izahay. Hampiana ianao hahita, tsy ny valin’ireo fanontanianao momba ny Baiboly ihany, fa vahaolan’ireo zava-manahirana izay azo alamina amin’ny fampiharana ny fotopoto-pitsipika ao amin’ny Baiboly koa. Mba handraisan-tsoa avy amin’io asa io, dia fenoy sy alefaso paositra fotsiny ny tapakila eto ambany.

Ho tiako ny hahalala misimisy kokoa ny Baiboly. Aza fady, mba mandefasa olona hitsidika ahy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara