Gazety ara-pivavahana inona no fatra-piely indrindra?
Ny Tilikambao Fiambenana! Efa ho 14 tapitrisa izao ny indray mivoaka amin’ny nomerao tsirairay amin’io gazety io amin’ny fiteny maherin’ny 100. Afaka mandray Ny Tilikambo Fiambenana mandritra ny herintaona ianao, nomerao roa isam-bolana, amin’izay rehetra mety ho fiteny voalaza ao amin’ny pejy faha-2. Ampy ho anao ny mameno sy mandefa ny tapakila eto ambany miaraka amin’ny fandraisana anjara an-tsitrapo 11 000 FMG.
Aza fady, mba anaovy famandrihana herintaona amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana aho. Ampiarahiko amin’ity ny fandraisana anjara an-tsitrapo 11 000 FMG.