FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w86 1/12 p. 32
  • ‘Harena tokony hozaraina’

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • ‘Harena tokony hozaraina’
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
w86 1/12 p. 32

‘Harena tokony hozaraina’

Izany no hevitra nolazain’ny zazavavy mpianatra amerikana iray 15 taona momba ilay boky mitondra ny lohateny hoe La vie: comment est-elle apparue? Evolution ou création?. Izao no nosoratany:

“Raha ilaina ny fotoana mba hanaovana zavatra tsara, dia tsy maintsy ho tsy hita fetra ny fotoana lany mba hanangonana ny fahalalana voarakitra ao amin’io boky feno sary mahafinaritra sy mora azo io. Mahavariana tanteraka ilay izy! Mianatra toko iray aminy isan’andro aho ary ho tiako ny hanana fotoana misimisy kokoa mba hianarana io boky fanampiana mahatalanjona io.

“Efa nanao lisitr’ireo mpiara-mianatra sy mpampianatra mety hankamamy an’io boky io aho. Rehefa hanomboka ny fianarana amin’ny volana ambony, dia hanana tombontsoa aho hizara ny harenako amin’izy ireny.”

Angamba ianao mitovy hevitra amin’io zazavavy io? Mahalala olona ho tianao hizarana io harena io ve ianao? Nahoana no tsy handefasanao anankiray amin’ilay boky vaovao hoe Création izy ho fanomezana?

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba azoko andefasana ho fanomezana ilay boky 256 pejy mitondra ny lohateny hoe La vie: comment est-elle apparue? Evolution ou création?.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara