FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w85 1/12 p. 32
  • Herim-po mba hisetrana ny fahafatesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Herim-po mba hisetrana ny fahafatesana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
w85 1/12 p. 32

Herim-po mba hisetrana ny fahafatesana

“Vao haingana foana izay, dia matin’ny homamiadana ny vadiko, hoy ny nosoratan’ny vehivavy iray avy any Kalifornia taminay. Io dia aretina sady mety hanaisotra ny fanantenana no hanaisotra ny aina. Kanefa ireo hevitra voarakitra tao amin’ny boky Vous pouvez vivre éternellement sur une terre qui deviendra un paradis dia nanampy ny vadiko hanatrika ny fahafatesana tamin-kerim-po. Tsy isalasalana mihitsy fa izany dia afaka manampy olon-kafa koa hiaina manana fanantenana. Tokony hamaky an’io boky io ny olona rehetra.”

Io boky mampahery 256 pejy io, mitovy velarana amin’ity gazety ity dia mirakitra sary mahafinaritra maherin’ny 150, izay miloko ny ankamaroany. Raha irinao ny hahafantatra ny fomba hahazoana azy, dia avereno amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila famaliana eto ambany.

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ny boky Vous pouvez vivre éternellement sur une terre qui deviendra un paradis.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara