FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w83 15/10 p. 32
  • “Boky vaovao mahagaga” iray

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Boky vaovao mahagaga” iray
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1983
w83 15/10 p. 32

“Boky vaovao mahagaga” iray

Mpamaky maro no nanao izany famoaboasan-kevitra izany momba ilay boky hoe Vouz pouvez vivre éternellement sur une terre qui deviendra un paradis. Izao, ohatra, no nosoratan’ny vehivavy mpamaky iray any Pennsylvanie:

“Talanjona tokoa aho noho io boky vaovao mahagaga io (...). Voafantina tsara tokoa ireo sary; mifanaraka tanteraka amin’ny fahalalan-javatra miseho miharihary avy amin’ny fanjohian-kevitra ireo loko sy sary. Ary satria toetrako voajanahary ny mitaky fahalavorariana, dia tiako ny milaza aminareo fa tsy mora tairina aho.”

Mino izahay fa ianao koa dia ho babon’io boky vaovao mahagaga io. Ao anatin’ireo pejiny 256, mitovy habe amin’ity gazety ity, dia ho hitanao ny sary maherin’ny 150 miteny ho azy, izay ny ankabeazany dia amin’ny loko manintona. Nefa hianaranao ao koa izay tokony hataonao mba ho anisan’ny hiaina mandrakizay eo amin’ny paradisa eto an-tany. Mba hahazoanao io boky io dia avereno amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voatondro ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila valiny eto ambany.

Mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe Vous pouvez vivre éternellement sur une terre qui deviendra un paradis.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara