Misy Marina ve Andriamanitra?
Azo atao ve ny manaporofo ny fahaveloman’ny Fisiana ambony indrindra?
Raha misy Andriamanitra, nahoana no misy fikorontanana be toy izao eo amin’izao tontolo izao? Nahoana no misy olona maro mijaly?
Hahaliana anao ny fomba fanazavana ireo fanontaniana ireo ao amin’ny boky La vie a bien un but. Izany dia boky mifono baoritra 192 pejy.
Avereno amin’ny anankiray amin’ny adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila famaliana eto ambany.
Mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe La vie a bien un but.