Ahoana no hahasambatra rehefa lasa ny zanaka
Na tonga olon-dehibe ireo zanakao, na ny tenanao mihitsy no zanaka tsy maintsy nandao ny tokantranon’ireo ray aman-dreninao, dia hankamaminao ireo torohevitra hentitra sy feno fahatsorana omen’ilay boky mitondra ny lohateny hoe “Comment s’assurer une vie dia famille heureuse”. Hazavainy ny hoe ahoana no azo anararaotana an’io tarehin-javatra vaovao io, nefa koa ahoana no hahatonga azy ho ampoky ny soa sy hahafa-po. Mba hahafantarana ny fomba hahazoana azy ho ampoky ny soa sy hahafa-po. Mba hahafantarana ny fomba hahazoana an’io boky io, dia aza fady mba manorata amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety mivoaka ara-potoana ity.