FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zoheleta”
  • Zoheleta

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zoheleta
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Adonia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • En-rogela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Abisaga
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mandray Lesona avy Amin’ny Fahadisoanao ve Ianao?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zoheleta”

ZOHELETA

(Zohelèta) [avy amin’ny fototeny midika hoe “biby mandady”].

Vato tany akaikin’i En-rogela, saingy tsy fantatra izay tena nisy azy. Teo akaikin’ny “vaton’i Zoheleta” i Adonia no nanao sorona, ary teo koa ireo olona ambony teo amin’ny Israely no nanambara azy ho mpanjaka. Tsy nahomby anefa io tetik’i Adonia saika handrombaka ny seza fiandrianan’i Davida io.​—1Mp 1:9, 10, 25, 49, 50.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara