(Zabdièla) [Nanome Andriamanitra].
1. Rain’i Jasobeama, izay nifehy ny antoko-miaramila nanompo an’i Davida Mpanjaka nandritra ny volana voalohany.—1Ta 27:2.
2. Mpisorona nanan-kaja voatendry ho mpiandraikitra tao Jerosalema, taorian’ny sesitany tany Babylona.—Ne 11:10, 14.