FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Taresy”
  • Taresy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Taresy
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Estera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mordekay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bigtana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Estera, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Taresy”

TARESY

(Tarèsy).

Iray amin’izy roa lahy mpiandry varavarana tao an-dapan’i Persa, izay nitetika ny hamono an’i Ahasoerosy Mpanjaka. Nampandre an’i Estera vadin’ny mpanjaka i Mordekay raha vao nahare izany, ary i Estera indray no niresaka tamin’ny mpanjaka. Nahantona teo amin’ny tsato-kazo àry i Taresy sy ilay mpiray tsikombakomba taminy, ary nosoratana tao amin’ny boky mirakitra ny tantaran’ny mpanjaka ilay zava-nitranga.​—Es 2:21-23; 6:1, 2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara