FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tranolay Fihaonana”
  • Tranolay Fihaonana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tranolay Fihaonana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Tranolay Misy ny Tenin’ny Vavolombelona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tranolay
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Toerana Nivavahana Tamin’i Jehovah
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Tranolay Fanaovana Fanompoam-pivavahana
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tranolay Fihaonana”

TRANOLAY FIHAONANA

Ny tranolain’i Mosesy (Ek 33:7) sy ny tranolay masina naorina tany an-tany efitra. (Ek 39:32, 40; 40:2, 6, 7, 22, 24, 26, 29, 30, 32, 34, 35) Ny tranolain’i Mosesy no natao toerana masina vonjimaika mandra-pahavitan’ny tranolay masina. Nijanona “teo” anoloan’ny fidirana amin’ny tranolain’i Mosesy mantsy ilay rahona izay porofo hoe nanatrika teo i Jehovah, isaky ny niditra tao i Mosesy ary niresaka taminy tao i Jehovah. Natao hoe “tranolay fihaonana” izy io satria tsy maintsy nankeo ny olona rehefa te hanontany an’i Jehovah, ka toy ny hoe nihaona taminy teo izy ireo. (Ek 33:7-11) Izany koa angamba no antony niantsoana ny tranolay masina hoe “tranolay fihaonana.”​—Jereo TRANOLAY MASINA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara