TALEMA
(Talèma).
1. Mpiandry vavahady anisan’ny nandroaka ny vadiny hafa firenena, tamin’ny andron’i Ezra.—Ezr 10:16, 17, 24.
2. Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 24) Mety ho izy io ihany no Telaima.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.