SOHITA (Sohìta) [midika hoe “An’i Soaha”]. Azo inoana fa taranak’i Soaha, zanakalahin’i Abrahama sy Ketora vadiny. (Ge 25:2; 1Ta 1:32) I Bildada naman’i Joba no hany Sohita resahin’ny Soratra Masina.—Jb 2:11; 8:1; 18:1; 25:1; 42:9.