FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Soaha”
  • Soaha

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Soaha
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sohita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bildada
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ketora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ataovy Mahafinaritra sy Mampahery ny Teny Lazainao
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Soaha”

SOAHA

(Sohà).

Zanakalahin’i Abrahama, ary ny anarany no voatonona fahnina sady farany amin’ireo naterak’i Ketora vadiny faharoa. (1Ta 1:32) Nomen’i Abrahama fanomezana i Soaha sy ireo rahalahiny dimy, ary avy eo nasainy nifindra nankany Atsinanana. (Ge 25:1, 2, 5, 6) Misy mihevitra fa nonina teny amoron’i Eofrata teo anelanelan’i Balikh sy Khabour (roa tamin’ireo sampan’i Eofrata), ny Sohita taranak’i Soaha. I Bildada naman’i Joba no hany Sohita resahin’ny Baiboly.​—Jb 2:11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara